Teny iditra | 1 mitsipy sandry |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 manakivilivily sandry rehefa mandeha, manipy sandry rehefa mandihy [1.1] |
Tovy hevitra | 4 manipy sandry |
Singan-teny | 5 mitsipy, sandry |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 7 mitsipy sandry, sandry mitsipy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |